Avondrona
ho an'ny fanirahana amin'ny anaran'i Kristy.
Miaina ao amin’ ny kôminôte amin’ny maha mpirahavavy tsy mifampifidy izahay…
- fanomezan’Andriamanitra horaisina aloha izay.
- Asa hotohizana mba hiainana ny fahasamihafana ho toy ny làlana mankany amin’ny fiombonana.
- io ihany koa dia toerana fizarana ny asam-panirahana
o izaymanamarina ny tsy fivadihana amin’ny Evanjely
o izay ahitana ny tsirairay manalalaka ny fony ho amin’ny fifanampiana vaovao
Amin’izay dia ho famantarana ny « maha-olom-baovao mitsimoka ao amin’izao tontolo izao iainantsitsika » ny kôminôte apostôlika.