DELEGASIONA EOROPA : Aangletera - Frantsa - Italia
Ny 3 Jolay 2018 : « FANANGANANA NY PROVINSY EOROPA HO DELEGASIONA,
Eo ambany fiandraiketan’ny Lehibe Jeneraly mivantana sy ny mpanolon-tsaina azy : ny Delegen'i Eoropa dia ny Masera Claudie sy Marie Aimée.
Miasa amina kôminôte 19 ry masera
Eo anivon’ny fahasamihafan’ny fanomezam-pahasoavana dia samy mandray anjara amin’ny asam-panirahana, araka ny fahafahany ny tsirairay amin’ny vavaka sy ny asa na salama na marary’ (Lalamp 10)
- fisiana eo anivon’ny amin'ny mpianatra vahiny, mpitsoa-ponenana, tsy manan-kialofana,
- fisiana eo anivon’ny zokiolona
- ny fisian'ny fikarakarana pastoraly any an-tsekoly sy hopitaly
- eo amin’ny faritra be mponina sy ahitana kolontsaina maro
- fanabeazana sy fandraisana mikasika ny ara-panahy
Ny trano fandraisam-bahiny ao Roma (Italia)
Anelanelan'i Basilikan'i"Sainte Marie Majeure" sy "Saint Jean de Latran",
Tsy lavitra ny "Colisée" sy ny "Place de Venise",
Mora ny fandehanana mankany raha avy eo amin'ny garan'i "Termini" (amin'ny bus na metrô)
Trano sy foibe ara-panahy tao Epernon (Frantsa)
Ny tetikasantsika