KAMERONA « Miditra amin’ny fifandraisana amin’ny andaniny sy ankilany »
Na inona na inona ataontsika , raha eo anivon’ny fiainantsika i Jesoa dia mahary fifandraisana
mifanojo isika ary misy dikany ny fanokanantenantsika.
mifanojo isika ary misy dikany ny fanokanantenantsika.
Fany Jacinta Elame ny anarako, Sœur du Christ. Mitantana ny tanora postulantes no andraikitra nomen’ny Fikambanantsika ahy ary miandraikitra ny kôminôte ihany koa.
Vina sy harena ny miaraka amin’ny tanora sy ry masera. Ny andram-piainako dia ny miditra amin’ny fifandraisana andaniny sy ankilany : mahay manome sy mandray.
Miaraka miara-miasa amin’ny kristianina, ny mpampiofana hafa, izany rehetra izany manome dikany ny fanokanantenantsika. Eo anivon’ny fiainantsika i Jesoa.
Masera Fany Jacinta Elame (kôminôte Bambui)