Inona no tadiavinao ?
Hampisy dikany ny fiainanao ve ?
Hikatroka amin’ny fampihavanana , ny fampiraisana ve ?
Hikatroka amin’ny fampihavanana , ny fampiraisana ve ?
Iza no tadiavinao ?
Avia ka zahao ...
Raha tianao ny hahafantatra bebe kokoa ny Sœurs du Christ, zahao ny pejin’ity tranonkalam-pifandraisana ity ka mifandraisa amin’ny Masera iray ato amin’ny Fikambanana ao amin’ny firenena misy anao. (Fifandraisana)