ho an’ny fanirahana amin’ny anaran’i Kristy.
Avondrona
Miaina ao amin’ ny kôminôte amin’ny maha mpirahavavy tsy mifampifidy izahay…
- fanomezan’Andriamanitra horaisina aloha izay.
- Asa hotohizana mba hiainana ny fahasamihafana ho toy ny làlana mankany amin’ny fiombonana.
- io ihany koa dia toerana fizarana ny asam-panirahana
- izaymanamarina ny tsy fivadihana amin’ny Evanjely
- izay ahitana ny tsirairay manalalaka ny fony ho amin’ny fifanampiana vaovao
Amin’izay dia ho famantarana ny « maha-olom-baovao mitsimoka ao amin’izao tontolo izao iainantsitsika » ny kôminôte apostôlika.
Voairaka
Mba hihaona amin’ireo anadahintsika sy rhavavintsika sy hiara-miasa amin’izy ireo, amin’izay tokony hampivoarana , eo amin’ny fanabeazana, ny Pastoraly
- ny fahasalamana, ny asa sôsialy.
Mba hisokafanay amin’ny kolon-tsaina sy soatoavina hafa:
- amin’ny fihaonana amin’ny vahiny
- amin’ny fifandraisana
- amin’ny fiarahana mirotsaka amin’ny hafa.
ho amin’ny asan’ ny fiombonana
toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena
« … manatanteraka ny fanirahana antsika, toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena isika ampiraisin’ny fatoram-pitiavana sy ny fanekena … » (làlam-panor 10)