FRANCOIS DE SALES (1567 – 1622)
Saint François de Sales
Tsy oha-pitondran-tena alain-tahaka aloha i Kristy. Ao Aminy izahay dia ho toy
“ny rantsan-kazo ho an’ny hazo”, toy
“ny ony ho an’ny renirano”.
“ny rantsan-kazo ho an’ny hazo”, toy
“ny ony ho an’ny renirano”.
Mitohy ao amin’ny Vatany, dia ny Fiangonana, ny maha-izy an’ i Kristy, ny Fiangonana izay hahafahan’ny tsirairay mijoro ho vavolombelona, mpandray anjara “ikorianan’ny fampihavanana vaovao, ny fahariana ny olombelona rehetra indray ao amin’Andriamanitra ».
Ny fanao mahazatra, ny manahirana sy ny asa andavanandro, ny marary, ny voafonja, ireo rehetra ailikin’ny fiaraha-monina, ny fahavalonay sy ny namanay ; izy rehetra ireo dia mety ahafahana mihaonana amin’Andriamanitra.