Fihaonambe Faratampony andiany faha-8 n'ny Soeurs du Christ ny 22 jona hatramin'ny 17 jolay 2015 -
33 ny mpandray anjara avy any : Cameroun, Chili, Madagasikara, Angleterre, Belgique, Italie, Frantsa ; tonga hifanakalo hevitra mikasika ny zava-misy any amin'ny tany niaviany sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana.
Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.
Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.
Tonga tao Strasbourg ireo masera mpanadray anjara
Fankalazana fanokafana
Asa tambabe
HO AN'NY FIKAMBANANA SY NY FIANGONANA,ho enti-manompo "AN'IZAO TONTOLO IZAO SADY MISARAKA NO ITADY NY FIOMBONANA"(Constitutions 9)
NIFIDY MPITONDRA VAOVAO NY MPANDRAY ANJARA:
-Lehibe Jeneraly Vaovao : Masera Emérentienne RAMORAVELO (Malagasy).Mpitan-tsoratra izy teo amin'ny fitondrana teo aloha
Masera Emérentienne
-Mpanolo-tsaina telo Vaovao : Masera Maria Luisa SEPULVEDA CANDIA (Chili),Masera Claudie BERGER (Frantsa), Masera Maria Solange RAVAOHITA(Madagasikara)
Masera Maria Luisa Masera Claudie Masera Marie Solange