Sœurs du Christ
-
Jobily tany Haute-Loire
masera Sylvia, Margueritte ary Christine dia nankalaza ny jobily volafotsy, izay efa 25 taona sahady.
- Eoropa
-
NY FITOMBOAN'NY FANOMEZAM-PAHASOAVAN'NY SOEURS DU CHRIST
Fandraisana ny mpiombon’antoka voalohany, Ray Paul Gaël, mba hiaina ny Fanomezam-pahasoavan’ny Soeurs du Christ ato amin'ny delegasiona ny Kamerona.
- Cameroun
-
Voady voalohany nataon'ireo Soeurs du Christ teto Madagasikara tamin'ny 2024
Faly ny Provinsian' i Madagasikara mandray azy 9 mirahavavy nanao fanoloran-tena ato amin’ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
- Madagasikara
-
Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana
Tao amin' ny kôminôten' ny Roma, ny 17 ka hatramin' ny 22 jiona 2024: hafalianan' ny fandraisana...hafalian' ny fijoroana ho vavolombelona... [...]
- Eoropa